Tu sei qui

Voady farany nataon'ireo frera mirahalahy ao amin'ny OMI.

Inviato da superadmin il Mar, 06/01/2009 - 17:29

 

Tontosa androany 6 janoary 2009 ny fanoloran-tena mandrakizay nataon'i Frera Jean Rossina Rakotomalala sy Elysé Raharinirina, ao amin'ny Fikambanan-drelijiozy Missionaires Oblates de Marie Immaculée (OMI). Misaotra ny rehetra tonga nanotrona sy nitondra am-bavaka azy mirahalahy ary mirary azy ireo haharitra hatramin'ny farany ao an-tsahan'ny Tompo ao.