Tu sei qui

Voady farany nataon'i Frera Victor Rakotoarivo.

Inviato da superadmin il Dom, 14/12/2008 - 15:38

 

Am-piandrasana ny dingana manaraka, dia ny fanamasinana ho diakra, dia miarahaba sy mirary tanjaka sy hery ary faharetana hatramin'ny farany ho an'i Fr Victor, ocd, eo am-piasana ny Tanimbolin'ny Tompo.

Roma, lasapelin'ny Istituto Teresanium - 13 desambra 2008