Tu sei qui

Fifampiarahabana tamin'ny ambasadaoro vaovao

Inviato da superadmin il Ven, 17/10/2008 - 22:44

 

Nanasa ny tapaka sy namana ary solontena Malagasy eto Roma ny Ambasadaoron'i Madagasikara eto Italia, andriamatoa Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo,  ny 17 oktobra 2008.