Tu sei qui

Soutenance de thèse de doctorat nataon'i Don Christophe Ndremandiny

Inviato da superadmin il Sab, 03/05/2008 - 11:11

 

Ny famintinana io thèse notohanana io, mitondra ny lohateny hoe "Fihavanana e solidarietà cristiana nella società globalizzata in Madagascar" dia nampidirina ao amin'ny "Tahirin-kevitra/Lahatsoratra" raha sendra misy mila hampiasa izany.

Isaorana manokana i Don Christophe nanome alalana nametraka io ato ary miarahaba sy mandray tànana fa vita soa izy ity e !