Tu sei qui

Nandritra ny fandevenana an'i P. Paul-Louis

Inviato da superadmin il Mer, 05/09/2007 - 20:51

 

Tao amin'ny Fasan'ny Zezoita eny Tiburtina no nametrahana ny vatan'i P. Paul-Louis. Nandeha fiara iombonana izay natolotry ny Fikambanan'i Jesoa ny solotenan'ny Malagasy izay nandeha nandevina.

 

Rohy hafa :

- Tantaram-piainan'i P. Paul-Louis Rafanomezantsoa sj.