Tu sei qui

Serata Tetezana 28 Juin 2007

Inviato da superadmin il Dom, 01/07/2007 - 09:57

 

Takariva tena malagasy, an-tsary, sakafo ary mozika nentina nampahafantarana an'i Madagasikara ary indrindra koa hitadiavambola hampitaovana ny Tetikasa "Mamme in Formazione" izay iantsorohan'ny Fikambanana Tetezana Onlus any amin'ny faritra avaratr'i Madagasikara.

Fanazavana : ATO.