Tu sei qui

'Cooking Show Internazionale' nandraisan'i Madagasikara anjara.

Inviato da Rondro il Lun, 22/05/2023 - 05:44

 

Omaly alahady 21 mey 2023 no natao teny amin'ny Oratorio San Filippo Neri teny Garbatella ny "Fampirantiana hay-nahandro iraisam-pirenena", nokarakarain'ny Fikambanana "Mosaico Italo Croato" ary nandraisan'i Madagasikara anjara tamin'ny alalan'ny Tetezana Onlus Italia, ny Tetezana Mada ary ny Kal'Gasy