Tu sei qui

Fananganana Olomasina an'i Jacques Berthieu - fiaraha-mikorana taorian'ny Sorona Masina lehibe

Inviato da Rondro il Dom, 21/10/2012 - 22:12

TAPANY FAHAROA : taorian'ny Sorona Masina lehibe teny amin'ny Kianjan'i Md Piera dia niaraka nirohotra teny amin'ny Kolejy Bellarmino ny mpianakavy niaraka nizara fifaliana tamin'ny sakafo sy lanonana tsotsotra.