Tu sei qui

Fanolorantena mandrakizay nataon'izy efatra mirahavavy ao amin'ny Fikambanana Maestre Pie Venerini

Inviato da Rondro il Lun, 31/08/2020 - 17:52

 

Mandray tànana ary mirary azy efatra mirahavavy - masera Joely, masera Holy, masera Giacinto ary masera Florence ao amin'ny Fikambanan-drelijiozy Maestre Pie Venerini - hahavita be hatrany ao an-tSahan'ny Tompo.

Misaotra tamin'ny hafaliana sy fahasoavana nozarainareo taminay nandritra iny fanolorantena mandrakizay nataonareo tamin'ny alahady 30 aogositra teto Roma iny.