Tu sei qui

Voady faranynataon'i Sr Inès ao amin'ny fikambanana 'Suore Ospedaliere della Misericordia'

Inviato da Rondro il Dom, 12/05/2019 - 13:40

 

 

Tamim-pitiavana tokoa no nanotronona an'i masera Inès Rakotozafy (Con.S.O.M) nanolo-tena mandrakizay ho an'ny Tompo teny amin'ny paroasy San Tommasso da Villanova eny Castel Gandolfo omaly sabotsy 11 mey 2019.

Mandray tanàna, miarahaba ary azy telo mirahavavy niaraka nanao ny voady mba hombam-pahasoavana  hatrany amin'izao lalàna nofidiany izao ary ho feno hery hatrany hiasa ny Sahab'ny Tompo.

Misaotra ihany koa nizara ny fifalianareo taminay.