Tu sei qui

Fitsangantsanganana teny Bracciano mialoha ny vakansy.

Inviato da Rondro il Lun, 20/07/2009 - 18:51

 

Mialoha ny hisintahan'ny ankamaroantsika an'i Roma fa fotoam-pialan-tsasatra izao dia mba nanao rodobe teny amin'ny farihin'i Bracciano aloha omaly 19 juillet 2009 : nilomano, nisakafo be, nivazovazo, nivazivazy ary nitono hena nony hariva yes yes