Tu sei qui

Alatsinain'ny Paka 2012 teny Camigliano.

Inviato da Rondro il Mar, 10/04/2012 - 18:51

 

Camigliano (Capua) - 9 aprily 2012.

Toy ny fiarahana rehetra mahafinaritra foana dia ny masoandro mody ihany no mampalahelo.

Misaotra an'i P. Paul Bernard tamin'ny fandraisana tamin'ny trano sy  tokotany malalaka nisy nifaliana havanja. Misaotra ny mpikarakara ka nahatontosana iny fitsangatsangana iny.

Eo am-piandrasana ny hetsika manaraka........

... dia aleo ny sary no hitantara ny ambiansy teny wink

 

(misaotra an'i Hantakely nandray an-tànana ny fakan-tsary ka nahatontosana ireo sary tsara tarehy marobe. Misaotra an'i Hery sy Marina ary Hasina ihany koa amin'ireo sary nifampizaràna)