Tu sei qui

Malagasy eto Italia tany amin'ny RNS 2018

Inviato da Rondro il Lun, 02/04/2018 - 18:51

 

Voalohany tokoa amin'ny tantara no nandray anjara tamin'ity Fifaninanana fanao ao Frantsa ity isika avy aty Italia, ary dia tsy nitsanga-menatra tokoa fa dia medaly telo be izao no azon’ireo maherifontsika teo amin’ny taranja lomano : Vaovao ATO