Tu sei qui

Sakafom-pihavanana karakarain'ny Fikambanana Tetezana Onlus

Inviato da Rondro il Sab, 22/12/2018 - 10:46

 

Fankasitrahana sy fankatelemana no atolotry ny Fikambanana Tetezana Onlus ho anareo rehetra tonga nanotrona sy nanome tànana tamin'iny takariva omaly iny. Misaotra, hono tompoko, amin'ny anaran'ireo zaza rehetra karakarain'izy ireo any an-tanindrazana.