Tu sei qui

Thèse de doctorat an'i Sr Camilienne, CIM

Inviato da Rondro il Mer, 31/10/2018 - 22:16

 

Faly miarahaba ny Diosezy Avaratra sy Atsinanan'i Madagasikara ary ny Fiangonana katolika any Madagasikara nahazo Docteur en Théologie iray indray. Ary indrindra mandray tànana, miarahaba an'i Sr Camilienne, ao amin'ny Fikambanana Coeur Immaculée de Marie ao Antsiranana/Diego Suarez, nahavita soa aman-tsara ny thèse de doctorat-ny anio 31 oktobra 2018 teny amin'ny Istituto Teologico per la Vita Consacrata Claretarium eto Roma, miaraka amin'ny mari-pankasitrahana magna cum laude.