Tu sei qui

Akon'ny fankalazana ny fetim-pirenena 2018 tany Milan

Inviato da Rondro il Mar, 03/07/2018 - 21:02

 

Ireo nikarakara iny takarivan-danonana iny dia mampita fisaorana mitafotafo ho anareo tonga niaraka nikorana, ary fisaorana manokana ho an'andriamatoa Mpiandraiki-draharaha ao amin'ny Masoivoho izay nahafoy fotoana sy tsy nitandro hasasarana tonga tany an-toerana nanome voninahitra azy ireo.