Nampidirin'i superadmin ny Mon, 19/05/2014 - 10:13
Tontosa soa aman-tsara ny Festa dei Popoli 2014 izay nokarakarain'ny Misionera Scalabrini sy ny Caritas ary ny Migrantes niaraka tamin'ny Diosezin'i Roma sy ny "chiese etniche di Roma". Misaotra antsika rehetra nandray anjara tamin'ny lafiny maro.
Misaotra an'i Cathy, Cristiano, Elie, Monica, As.S.Mi, Martine tamin'ireto sary manaraka ireto.