You are here

Nitondrana an'i P. Paul-Louis tao am-piangonana

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 05/09/2007 - 18:46

 

 

Ny 5 septambra 2007 izy no natao veloma farany tao amin'ny bazilikan'i Md Ignace, izay eo ampitan'ny lasapely San Macuto misy ny Ankohonana ihany, mialoha ny nitondrana azy teny amin'ny fasan'ny zezoita teny Verano.

Rohy hafa

- Tantaram-piainan'i P. Paul-Louis Rafanomezantsoa sj.