Fiombonam-bavaka tamin'i Hervé Donatien izay namoy ny rainy.
Inviato da superadmin il Dom, 07/01/2018 - 17:38
Niara-niombom-bavaka sy nanotrona an'i Hervé Donatien sy Sabina ary nangatam-pitahiana ho an'ny fanahin'ny rainy izay nodimandry tamin'ny 17 desambra teo ny tapaka sy namana eto Roma androany 7 janoary.