Fitsidihan'i Mgr Ernesto Mandara ao amin'ny Ankohonana.

 

Tonga  namangy ka nitarika ny Sorona Masina tao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo i Mgr Mandara ny alahady 4 jolay lasa teo.