Ny paroasy nifampiarahaba tratry ny taona 2010.

 

Korana kely nifampiarahabana tratry ny 2010 taorian'ny lamesa voalohany tamin'ity taona vaovao ity tao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo.