Tu sei qui

Fiarahana kely taorian'ny Paka nataon'ny 'Vondrona Saint Augustin'

Inviato da Rondro il Mar, 30/04/2019 - 11:02

 

Ny fihaonana tsindraindray dia isan'ny manamafy ihany koa ny fivondronana ka nararaotina ny fotoana tokony hanomanana litorjia tamin'ny sabotsy 27 aprily teo mba ho tontoloandro iarahana mifampizara hafaliana sy sakafo ihany koa.