Tu sei qui

'Maratona di Roma 5km ' nandraisan'ny Fikambanana Tetezana Onlus anjara

Inviato da Rondro il Lun, 08/04/2019 - 18:51

 

Misaotra indrindra ireo nandray anjara navitrika ka tonga tamin'ny Maratona. Na ireo tsy tonga mivantana noho ny antony samihafa fa nanampy sy nanolotra ny anjara biriky.

Fikambanana Tetezana Onlus - Roma