Sun, 1 Jan 2017 - 03:02 By superadmin Isaorana ny masoivoho nampivondrona indray ny Malagasy tamin'ity fitsenana ny taona 2017 ity. Santatra ambava rano ka ny manetsa be mbola ho avy. Tsy azo ny sary tamin'ny kabarin-dRamatoa Mpiandraiki-draharaha fa ialana tsiny, raha misy manana dia azo alefa aty aminay.