Natao teny amin'ny Oniversite "La Sapienza" eto Roma ny alatsinainy 7 jolay 2013.
Faly, tena faly izahay miarahaba an'i Hanta tamin'ity Maitrise-ny ity : 110 su 110 con Summa Cum Laude, izany hoe Mention Très Bien avec Félicitation du Jury. Dia tongava amin'ny ambony indrindra e !!!
