Wed, 27 Apr 2011 - 18:45 By superadmin Ny talata 26 aprily 2011 tolakandro no nohosorana ho diakra i Fr Lalatina Rasolofonantenaina. Arahabaina manokana izy noho izany ary mirary azy handroso hatrany ho tonga amin'ny dingana farany.