Wed, 14 Apr 2010 - 21:32 By superadmin Nahafinaritra tokoa ny fitsangatsanganana natao teny Bracciano raha zao hita amin'ny sary izao Na teo aza ny andro somary ratsy dia tsy nahasakana ny fety tsy hafana izany. Isaorana betsaka i Deszo nizara ny sary.