Mon, 2 Jul 2012 - 17:09 By superadmin Tao amin'ny Bazilikan'i San Crisogono tetsy Trastevere ny alahady 1 jolay 2012. Nandray anjara tao ihany koa ny Antoko Mpihiran'ny Ankohonana katolika Victoire Rasoamanarivo eto Roma.