You are here

Fiombonam-bavaka tamin'i Hervé Donatien izay namoy ny rainy.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 07/01/2018 - 17:38

 

Niara-niombom-bavaka sy nanotrona an'i Hervé Donatien sy Sabina ary nangatam-pitahiana ho an'ny fanahin'ny rainy izay nodimandry tamin'ny 17 desambra teo ny tapaka sy namana eto Roma androany 7 janoary 2017.

Manamafy ny fiombonana alahelo aminareo izahay.