You are here

Fihaonan'ny Ankohonana katolika tamin'ireo eveka nandalo tanàna.

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 06/02/2018 - 09:00

 

Fiombonam-bavaka sy fiaraha-misakafo tao amin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo tamin'ny alahady 28 janoary 2018.
Misaotra an'i Sr Herizo sy P. Nary nizara ny sary sy ny horonana.

Vaovaon'ny Ankohonana : ATO.