You are here

Fisaorana avy amin'ny Diakra Jean Clément Rafanomezantsoa

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 04/06/2007 - 21:09

FISAORANA

 

Ny Fianakaviam-ben’ny Mompera Orionista sy DIAKRA Jean Clément dia maneho ny fisaorana mitafotafo ny Paroasy Malagasy Victoire RASOAMANARIVO eto Roma sy ireo malagasy ao amin’ny Fiangonana Protestanta ary ireo sakaiza maro tsy mahafoy izay nitondra am-bavaka sy tonga nanotrona ny fankamasinana ho diakra an’i FR Jean Clément tamin’ny 26 May 2007 lasa teo ary nandray anjara mavitrika tamin’ny Litorjia sy ny fety isankarazany. Maneho fisaorana manokana an’ny Ray aman-dreny Monseigneur Philibert Randriambololona izay tonga niaraka nankalaza ny sorona masina. Ny Tompo anie homba antsika mianakavy sy hitantana ny fiainantsika andavan’andro.

 

Diakra Jean Clément

Ny sary dia azo jerena ao amin'ny tahirintsary