You are here

Nisokatra ny site Paroasy Victoire Rasoamanarivo

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 10/09/2007 - 12:55

Araka ny vaovao voaray dia nisokatra ny site-n'ny Paroasy Victoire Rasoamanarivo eto Roma. Ahitana ny video sy ny sary nandritra ny fety isankarazany.

http://www.victoire-rasoamanarivo.it