You are here

Fetim-pirenena Malagasy ao Milan

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 18/06/2007 - 07:59

RY  MALAGASY  HAJAINA

Nohon'ny fitsingerenan'ny taona fahaleovan-tenan'ny Madagasikara izao
dia ankafaliana  lebibe no ilazana  fa hisy ny fiaraha-milanona ny
30-06-07.

Izay hatao ao amin'ny oratorio San Genesio, nella  frazione di
Scipione Passeri , in comune  di Salso Maggiore Terme .Noho izany dia
manasa ny rehetra tsy an-kanavaka hanome voninahitra ny tanin-drazana.

Per Informazione.  339 819 53 97(Sig Christian Andrianambinintsoa )

Toa izao ny fandaharam-potoana.

Ora fahatongavana :14h 00mn   ny sabotsy 30-06-07
PICNICK ny totolon'ny andro :
- Mitono hena(barbecue)
-Lalao isa-karazany(domy,beloty, sns…)
Ny amin'ny alina ary mitohy mandra-parain'ny andro dia hisy ny
alim-pandihisana izay hiarahana amin'i  dj chri9 handrotsirotsy
antsika amin'ny hira malagasy isa-karazany.

Misy ny toerana azo atoriana tsy andoavam-bola.

Ny fepetra ilaina : Fandraisana anjara  15 euro isan'olona ,ny zaza
latsaka ny 15 taona tsy mandoa .

Ny vanin'andro farany fandoavana ny fandraisana anjara dia amin'ny
sabotsy 23-06-07 .

Manome toky anareo ny mpikarakara   fa ho fahafaham-po tanteraka no
hiarahanareo amin'izy ireo .