You are here

Fitsidihana ny Papa Ray Masina nataon'ny ambasadaoro.

Nampidirin'i superadmin ny Fri, 23/05/2008 - 23:26

Fitsidihana ny Papa Ray Masina ho fanaovam-beloma no nataon'andriamatoa Razafy-AndriamihaingoJean-Pierre, ambasadaoro malagasy, ny 19 mey lasa teo.

Ny fitsidihana nataon'ny ambasadaoro, andriamatoa Razafy-Andriamihaingo Jean Pierre, tamin'ny 19 mey teo teny amin'ny Bazilikan'i Md Piera moa dia fanaovana veloma ny Ray Masina. Fanaovam-beloma satria tapitra ny adidiny maha-ambasadaoro malagasy azy eo anivon'ny Fanjakana vatikana, fa adidin'ny masoivohontsika any Frantsa ny fiaraha-miasa amin'io Fanjakana io.

Loharanom-baovao :Jereo eto

Tompon'ny sary : Jereo eto