You are here

Fetim-pirenena tany Milan

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 07/07/2007 - 22:34

Niara-nankalaza ny fetim-pirenena ihany koa ny Malagasy tany amin'ny faritra avaratr'Italia tamin'ny 30 jiona lasa teo. Nahafinaritra ny fiarahana araka ny voalaza ary naharitra hatramin'ny 6 ora sy sasany maraina ny mozika. 

Jereo eto ny tahirintsary