You are here

Fiaraha-mivavaka tamin'i Mgr Benjamin avy nandray Pallium

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 29/06/2014 - 21:28

 

Ny tolakandron'ny 29 jiona 2014 nandraisan'i Mgr Benjamin Ramaroson ny  Pallium teny amin'ny Vaticanc dia nanolotra Sorona Masina ho antsika malagasy izy teny amin'ny fikambanandr'i Masera Pie Venerini ary notohizana tamin'ny koranam-pianakaviana.

Nandritra ny Sorona Masina :

 

Taorian'ny sorona masina :