You are here

Fety fihaonan'ireo namana ao amin'ny serasera, miampy horonantsary.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 17/08/2008 - 00:16

 

Takariva niarahan'ireo namana "Serasera" sy isika namana tompon-tanàna eto Roma tao amin'ny efitranon'ny Baobab tetsy Tiburtina tamin'ny 15 aogositra 2008.