You are here

Sakafom-pianakaviana niarahan'ny fianakavian'ireo Diakra vaovao sy ny Fikambanan'i Jesoa.

Nampidirin'i superadmin ny Wed, 26/03/2008 - 14:59

 

Toy ny fanaon'ny Fikambanan'ny pretra zezoita moa dia misy hatrany ny sakafo iarahan'ireo diakra vaovao sy ny fianakaviany ary ny fikambanana rehefa ny ampitso.