Nampidirin'i superadmin ny Fri, 18/09/2015 - 16:41
Toy izao ny hafatra nampitaina taminay ka samia mandray ny tandrifiny azy.
"Ampitaina aminareo Malagasy am-pielezana any Italie ny Fankasitrahana avy amin'ny Governemanta malagasy noho ny hetsika izay nataonareo nandritra ny "Expo Milan 2015". Grazie."