Tanindrazana
- Fahafahana – Fandrosoana
Ambassade
de Madagascar à Rome
Via R. Zandonai 84/A - 00194 Rome Italie
FANASANA
Noho ny
fitsingerenan’ny
faha 50 taonan’ny fahaleovantenam-pirenena malagasy, dia voninahitra
ho an’ny Masoivohon’i Madagasikara miaraka amin’ireo fikambanana
Malagasy rehetra eto Italia ny manasa antsika rehetra tsy ankanavaka
ho tonga hanatrika ireo fotoan-dehibe mandritry ny herinandro izay
entina
hanamarihina izany vanim-potoana izany :
_ Ny
alatsinainy
faha 21 jona 2010 hatramin’ny zoma 25 jona 2010 : varavarana misokatra
mikasika ny tantaran’i Madagasikara sy ireo vakoka misy ao aminy izay
atao eto amin’ny Masoivoho eto Roma.
_ Ny asabotsy
faha 26 jona : vavaka iraisam-pinoana ho an’ny Tanindrazana manomboka
amin’ny 5ora sy sasany hariva.
_ Takariva
miavaka ho an’ny kolontsaina, sakafo tena malagasy arahina totorebika
hialohavan’ny arendrina ho an’ny ankizy eto amin’ny Masoivohon’i
Madagasikara eto Roma manomboka amin’ny 7ora sy sasany hariva.
INVITATION
A l’occasion
de la célébration du 50ème anniversaire de l’Indépendance de la
République de Madagascar, l’Ambassade de Madagascar près de Quirinal
et la Diaspora malgache en Italie ont l’honneur de vous inviter
à honorer
de votre présence à la « semaine Madagascar » :
_ du lundi
21 juin au vendredi 25 juin 2010 : exposition permanente sur Madagascar
à l’Ambassade à Rome.
_ le samedi
26 juin 2010 : cultes œcuméniques à 17h30 suivi d’une grande soirée
gastronomique, culturelle et dansante à l’Ambassade de Madagascar
à Rome.