You are here

Video teny amin'ny Festa dei Popoli

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 11/06/2007 - 21:20

Horonantsary fohifohy nandritra ny Festa dei Popoli teny amin'ny Fiangonana San Giovanni teto Roma. Nandray anjara mavitrika tamin'izany ny Malagasy na tamin'ny hira sy ny fihetsika mirindra tao am-piangonana izany na tamin'ny vako-drazana na tamin'ny stand.

Isaorana daholo izay nandray anjara.