You are here

Hetsika 'Leo' fiombonana amin'ny tanora Gen-Z any Madagasikara - Palermo.

Nampidirin'i Rondro ny Mon, 06/10/2025 - 22:40

 

Naneho ny fiombonany am-po sy an-tsaina amin'ny "hetsika LEO" any an-tanindrazana  ireo tanora mpianatra ao Palermo ny alahady 5 oktobra lasa teo.