Nampidirin'i Rondro ny Wed, 04/07/2018 - 18:52
Indro ampitaina ny fisaorana atolotra ny Malagasy rehetra, indrindra ireo izay tonga maro nanotrona ny fankalazana ny fetim-pirenena notontosaina tamin'ny alahady voalohan'ny volana Jolay lasa teo.
Mankasitraka Tompoko.
AMBASSADE DE MADAGASCAR
ROME- ITALIE
Ny sary sy horonana dia efa milahatra ato amin'ny tahirintsary : FETIMPIRENENA 2018