You are here

Carnaval gasy 18-fev-2007

Nampidirin'i superadmin ny Mon, 19/02/2007 - 09:13

 

Nifamotoana tao amin'ny efitrano malalaky ny Associazione Selva Nera indray ny Malagasy teto Roma tamin'ny alahady 18 febroary 2007 teo mba hiara-mifaly. Korana miendrika Carnaval no natao tamin'izany izay natrehin'ny Ambassadeur mivady sy ny mpiara-miasa aminy. Betsaka ny nampiseho ny talentany, fa nisy koa ireo niezaka nampiseho ny tsy talentany akory mba hiarahana mifaly.

Ireto ary sary vitsivitsy mirakitra an'izany. Raha misy manana sary tiana hapetraka hotehirizina eto dia afaka mandefa izany aty amin'ny adiresy hery@serasera.org . Raha (sanatria) misy koa ny mangataka mafy ny hanesorana ny sariny eto dia afaka mandefa hafatra amin'ny hery@serasera.org

(Misy maika be hijery an'ireto sary ireto mihitsy zao ao an cheeky