You are here

Takarivam-pikoranana ho an'i Madagasikara

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 16/09/2012 - 08:34

Ny Fikambanana "Gasy Tsy Manavaka" (G.T.M.) ao Milan dia faly manasa anareo amin'ny takarivam-pikoranana natokana ho an'i Madagasikara, izay karakarain'izy ireo ao Vidracco, Baldisser, Torino, ny sabotsy 22 septambra ho avy izao.

Manantena ny fahatongavanareo marobe

 

Ny komity mpandrindra - GTM

 

GTM1

GTM2

GTM3