You are here

Album

2018
Fotoam-bavaka notarihin'i Pastera Emmanuel Tehindrazanarivelo tao amin'ny Fiangonana protestanta malagasy eto Roma.
'Concistoire', volana jiona 2018.
'Concistoire', volana jiona 2018 - andro faharoa
'Concistoire', volana jiona 2018 - Ambohipihaonana.
Ny "quartier" Md Augustin niaraka kely tamin'i Kardinaly.
Ny tarika Brikos Madà nandritra ny fetin'ny Paroasy Santa Maria della Visitazione etsy Casal Bruciato (RM)
Ny Mpanompovavin'Andriamanitra Marthe Hervée nandalo teto Roma
Fankalazana ny fanandratana ho Olontsambatra an'i Ramose Botovasoa teto Roma.
Malagasy eto Italia tany amin'ny RNS 2018
Fanamasinana ho diakra an'i Fr José Herilalaina, ocd.
Fihaonam-pifaliana tany Bibbiena, AR.
Fifanakalozana firariantsoa 2018 tao amin'ny masoivoho.
Fihaonan'ny Ankohonana katolika tamin'ireo eveka nandalo tanàna.
Fifampiarahabana tratry ny taona 2018 tany Naples
Fiombonam-bavaka tamin'i Hervé Donatien izay namoy ny rainy.
2017
Koranam-pianakaviana nanamarihan'i Haingotiana ny faha-50 taonany.
Voady voalohany nataon'izy 9 mirahavavy ao amin'ny fikambanana vokasionista any Naples.
Koranan'ny Ankohonana, nanaovana veloma mandrapihaona an'i zoky aumônier.
Fankalazana ny 50 taona nahatongavan'ny relijiozy redemptorista tany Madagasikara
Famaranana ny fivorian'ny ZAMA Miara-Dia teto Roma.
Fanolorantena mandrakizay tao amin'ny Fikambanandr'i masera Md Joany Batista
Famaranana ny taona pastoraly, Ankohonana V. Rasoamanarivo
Fanamasinana ho diakra an'i Fr Angelo, sdv, tany Pompei.
Fetim-pirenena 2017 teny amin'ny ambassade
Andran-tsakafo taorian'ny fivorian'ny CAN-Roma.
Tarika Ndriana Ramamonjy teto Roma
Fankalazana ny taon-jobilin'ny Fiangonana SS Trinità ao Naples
Ny Fikambanana ADIAAMADA ao Frantsa, nandalo teto Roma.
Stephanie teto Roma
Jobily faha 25 taona naha relijiozy
Fandalovan'ny mpanompon'Andriamanitra Marthe Hervée teto Roma
Fiaraha-mivavaka FFKM fifampiarahabana tratry ny taona
Andro Iraisam-pirenena ho an'ny Mpifindra monina 2017
Fitsenana ny taona vaovao 2017 tao amin'ny ambassade
Noely Malagasy teto Roma 2016
2016
Soutenance Thèse de doctorat P. Adoré
Fanaovam-beloma farany an'i Fidèle
Fotoam-bavaka ho an'i Fidèle sy fiatrehana ny adidy farany aminy.
Soutenance de thèse nataon'i P. Jean Claude Rabetsiferana, OSST
Soutenance de thèse nataon'i P. Jean Claude Rakotoarisoa.
Soutenance de thèse nataon'i P. Daudet
Fihaonana tamin'i Jean Christian Randriamalaza teto Roma
Fetin'ny Ankohonana Katolika eto Roma
Voady farany Sr. Alfonsina, mpv
Giubileo Mariano teny Vatican
Fanolorana mari-pankasitrahana ho an'i Edith Jaomazava.
Faha 25 taona voady Masera Ospedaliere
Faha 10 taonan'ny Tetezana Onlus
Ny Ankohonana Rasoamanarivo teny amin'ry Masera Petites Soeurs de Jésus.
Fanamasinana ho Diakra an'i Fr Jean Chrysostome, sdv

Takelaka