You are here

Fankalazana ny mariazin'i Rondro sy Jimmy

Nampidirin'i superadmin ny Sat, 26/09/2009 - 22:29

 

Nankalaza ny fanambadian'izy ireo niaraka tamin'ireo havana sy namana teto Roma i Rondro sy Jimmy, ary Jenny kely, ny asabotsy 26 septambra 2009 teo, iray volana taorian'ny nahatontosana izany tany an-tanindrazana teo anivon'ny fianakaviana. Mirary soa ho azy telo mianaka noho izany fahasoavana lehibe izany.