You are here

Fanosorana ho diakra an'i Fr Jean de Dieu sy Fr Christophe

Nampidirin'i superadmin ny Tue, 06/04/2010 - 07:31

 

Vory lanona tokoa ny Ankohonana omaly 6 aprily 2010 nanotrona sy nitondra am-bavaka ary niara-paly tamin'i Fr Christophe sy Fr Jean de Dieu avy ao amin'ny Fianakaviamben'ny Zezoita raha nohosorana ho diakra izy mirahalahy miaraka amin'ireo folo lahy mpiray fikambanana amin'izy ireo. Dia miarahaba azy mirahalahy ary mankahery indrindra fa adidy lehibe no miandry azy ireo ao an-tsahan'ny Tompo ao.