You are here

Ny havana avy any Paris namangy teto Roma.

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 24/05/2009 - 13:01

 

Manao fivahiniana masina eto Roma (22-25 mey 2009) ireo havana ao amin'ny Fikambanana "Arsidiosezy Avaratr'i Madagasikara" (A.DI.A.MADA) ao Paris ka amin'ny maha-malagasy dia tsy nandalo tanàna misy havana tokoa izy ireo fa dia niara-nanolotra ny sorona masina tamin'ny Ankohonana Victoire Rasoamanarivo anio alahady 24 mey. Nahafinaritra ny fiarahana na dia fohy dia fohy aza, nefa dia zava-dehibe izany nifankahalalana sy nikoranana. Indro ny sary sy horonana vitsivitsy mirakitra izany.


24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome Volana et Hery 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome 24 mai 2009 malagasy Rome Gisèle et Rondro 24 mai 2009 malagasy Rome Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr hery Gisèle et Rondro Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr Arsidiosezy Avaratr