You are here

Fankalazana ny Noely 2013 FFKM teto Roma

Nampidirin'i superadmin ny Sun, 22/12/2013 - 19:19

Natao tao amin'ny Fiangonana Valdese tao amin'ny Via 4 novembre ny fankalazana ny krismasy malagasy teto Roma tamin'ity taona 2013 ity. Nitarika ny fotoana i P. Pierre Emile ary nitondra ny Tenin'Andriamanitra i M. Rolland.

Nanomboka tamin'ny 2 ora tolakandro ny fotoana. Taorian'ny vavaka iraisam-pinoana dia nanomboka ny kilalaon'ny ankizy ary nofaranana tamin'ny fialàna hetaheta tao amin'ny 3e etage tao amin'ny 4 novembre ihany.